Ezekiel 36:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia tsy handany olona intsony ianao na hahalavo ny firenenao intsony, hoy NY TOMPO Andriamanitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
noho izany dia tsy handany olona intsony ianao, na hahalàny fara ny firenenao, - teny marin’ny Tompo Iaveh.-
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ankehitriny, tsy ho tany mandripaka olona izany intsony ianao ary tsy hahalany taranaka intsony ny firenenao; teny hentitra avy amiko Tompo ANDRIANANAHARY izany.
Malagasy Bible 1865
Dia tsy handany olona intsony ianao, na hahalavo ny firenenao intsony, hoy Jehovah Tompo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia tsy handany olona intsony ianao na hahalavo ny firenenao intsony, hoy NY TOMPO Andriamanitra.
malagasy
Dia tsy handany olona intsony ianao, na hahalavo ny firenenao intsony, hoy Jehovah Tompo.