Ezekiel 36:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hataoko tsy mahare ny latsan’ny Jentilisa intsony ianao sady tsy hitondra ny fanaratsiana ataon’olona intsony; ary tsy hahalavo ny firenenao intsony ianao, hoy NY TOMPO Andriamanitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy avelako handre latsa avy amin’ny firenena intsony ianao, na hitondra fanaratsiana avy amin’ny firenena, sady tsy hahatafintohina ny firenenao koa, -teny marin’ny Tompo Iaveh.-
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy hataoko renareo intsony ary tsy hitambesatra aminareo intsony ny fanarabiana sy sahato ataon’ny firenen-kafa satria tsy hamono ny zanakareo ho faty intsony ny taninareo; teny hentitra avy amiko Tompo ANDRIANANAHARY izany›. »
Malagasy Bible 1865
Ary hataoko tsy mahare ny latsan'ny jentilisa intsony ianao Sady tsy hitondra ny fanaratsian'olona intsony; Ary tsy hahalavo ny firenenao intsony ianao, hoy Jehovah Tompo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hataoko tsy mahare ny latsan’ny Jentilisa intsony ianao sady tsy hitondra ny fanaratsiana ataon’olona intsony; ary tsy hahalavo ny firenenao intsony ianao, hoy NY TOMPO Andriamanitra.
malagasy
Ary hataoko tsy mahare ny latsan'ny jentilisa intsony ianao Sady tsy hitondra ny fanaratsian'olona intsony; Ary tsy hahalavo ny firenenao intsony ianao, hoy Jehovah Tompo.