Ezekiel 36:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa naidiko ho aminy ny fahatezerako mirehitra noho ny ra nalatsany teo amin’ny tany sy noho ny nandotoany izany tamin’ny sampiny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka naidiko tamin’izy ireo ny fahatezerako, noho ny ra nalatsany tamin’ny tany, sy noho ny nandotoany azy tamin’ny sampiny vetaveta.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa nolotoiny tamin’ny vonoan’olona sy ny sampiny ny taniny, hany ka natosako tamin’ny Israelita ny fahatezerako.
Malagasy Bible 1865
Ka dia naidiko ho aminy ny fahatezerako mirehitra noho ny rà nalatsany teo amin'ny tany sy noho ny nandotoany izany tamin'ny sampiny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa naidiko ho aminy ny fahatezerako mirehitra noho ny ra nalatsany teo amin’ny tany sy noho ny nandotoany izany tamin’ny sampiny.
malagasy
Ka dia naidiko ho aminy ny fahatezerako mirehitra noho ny rà nalatsany teo amin'ny tany sy noho ny nandotoany izany tamin'ny sampiny.