Ezekiel 36:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Naeliko tany amin’ny firenena izy ka nihahaka tany amin’ny tany samihafa; araka ny fanaony sy ny asany no nitsarako azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Naeliko ho any amin’ny firenena izy ireo, ka nahahaka tany amin’ny tany samihafa. Notsaraiko araka ny fitondran-tenany aman’asa nataony izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Naeliko ho any amin’ireo firenena izy ary naparitako ho any amin’ny tany samy hafa. Izany no namaizako azy araka ny fitondrantenany sy ny asany.
Malagasy Bible 1865
Ary naeliko ho any amin'ny firenena izy ka nahahaka ho any amin'ny tany samy hafa; araka ny fanaony sy ny asany no nitsarako azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Naeliko tany amin’ny firenena izy ka nihahaka tany amin’ny tany samihafa; araka ny fanaony sy ny asany no nitsarako azy.
malagasy
Ary naeliko ho any amin'ny firenena izy ka nahahaka ho any amin'ny tany samy hafa; araka ny fanaony sy ny asany no nitsarako azy.[Heb. lalany]