Ezekiel 36:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izao no lazain’NY TOMPO Andriamanitra: Noho ny nanaovan’ny fahavalo anareo hoe: Hia! Lasanay ny havoana fahagola,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izao no lazain’ny Tompo Iaveh: Noho ny fahavalo nilaza ny aminareo hoe: «Hia! Hia! lasanay ny fanananay ny havoana fahagola!»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
fa izao no lazain’ny Tompo ANDRIANANAHARY: ‹Nihomehy anareo ny fahavalonareo nanao hoe: Akory izay! Lasa fanananay izao ireo havoana fahagolan’i Israely.›
Malagasy Bible 1865
Izao no lazain'i Jehovah Tompo: Noho ny nanaovan'ny fahavalo anareo hoe: Hià! efa lasanay ny havoana fahagola!
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izao no lazain’NY TOMPO Andriamanitra: Noho ny nanaovan’ny fahavalo anareo hoe: Hia! Lasanay ny havoana fahagola,
malagasy
Izao no lazain'i Jehovah Tompo: Noho ny nanaovan'ny fahavalo anareo hoe: Hià! efa lasanay ny havoana fahagola!