Ezekiel 36:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia notsimbiniko ny anarako masina izay nohamavoin’ny taranak’Israely tany amin’ny firenena izay nalehany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka nangoraka ny Anarako Masina Aho, izay nalan’ny taranak’i Israely baraka, tamin’izay firenena nalehany any.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa nangoraka Aho nahita ny anarako masina nozimbazimbaina tany amin’ny firenen-kafa noho ny fahadisoan’ny Israelita lasa tany.
Malagasy Bible 1865
Dia namindrako fo ny anarako masina, izay nolotoin'ny taranak'Isiraely tany amin'ny firenena izay nalehany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia notsimbiniko ny anarako masina izay nohamavoin’ny taranak’Israely tany amin’ny firenena izay nalehany.
malagasy
Dia namindrako fo ny anarako masina, izay nolotoin'ny taranak'Isiraely tany amin'ny firenena izay nalehany.