Ezekiel 36:22 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa lazao amin’ny taranak’Israely hoe: Izao no lazain’NY TOMPO Andriamanitra: Tsy noho ny aminareo no anaovako izany, ry taranak’Israely, fa noho ny anarako masina izay nohamavoinareo tany amin’ny Jentilisa izay nalehanareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Noho izany, lazao amin’ny taranak’i Israely hoe: Izao no lazain’ny Tompo Iaveh: Tsy noho ny aminareo, no anaovako an’izao, ry taranak’i Israely, fa noho ny Anarako Masina izay nalanareo baraka, tany amin’ny firenena nalehanareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa ambarao amin’ny Israelita fa izao no lazain’ny Tompo ANDRIANANAHARY: Izay hataoko, ry Israelita, dia tsy noho ny aminareo no hanaovako azy, fa mba hanajana ny anarako masina izay nozimbazimbainareo tany amin’ny firenena izay nalehanareo.
Malagasy Bible 1865
Koa atsovy amin'ny taranak'Isiraely hoe: Izao no lazain'i Jehovah Tompo: Tsy noho ny aminareo no anaovako izany, ry taranak'Isiraely, fa noho ny anarako, masina, izay nolotoinareo tany amin'ny jentilisa izay nalehanareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa lazao amin’ny taranak’Israely hoe: Izao no lazain’NY TOMPO Andriamanitra: Tsy noho ny aminareo no anaovako izany, ry taranak’Israely, fa noho ny anarako masina izay nohamavoinareo tany amin’ny Jentilisa* izay nalehanareo.
malagasy
Koa atsovy amin'ny taranak'Isiraely hoe: Izao no lazain'i Jehovah Tompo: Tsy noho ny aminareo no anaovako izany, ry taranak'Isiraely, fa noho ny anarako, masina, izay nolotoinareo tany amin'ny jentilisa izay nalehanareo.