Ezekiel 36:26 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Homeko fo vaovao ianareo ary fanahy vaovao no hataoko ao anatinareo sady hesoriko amin’ny nofonareo ny fo vato ka homeko fo nofo ianareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Homeko fo vaovao ianareo, ary hasiako fanahy vaovao ao anatinareo; hoesoriko amin’ny nofonareo ny fo vato, ka homeko fo nofo ianareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Homeko fo vaovao ianareo ary fanahy vaovao no hataoko ao anatinareo. Hoesoriko aminareo ny fo tsy miraika toy ny vato ka hosoloiko fo mora anarina.
Malagasy Bible 1865
Ary homeko fo vaovao ianareo, ary fanahy vaovao no hataoko ao anatinareo, ary hesoriko amin'ny nofonareo ny fo vato, ka homeko fo nofo ianareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Homeko fo vaovao ianareo ary fanahy vaovao no hataoko ao anatinareo sady hesoriko amin’ny nofonareo ny fo vato ka homeko fo nofo ianareo.
malagasy
Ary homeko fo vaovao ianareo, ary fanahy vaovao no hataoko ao anatinareo, ary hesoriko amin'ny nofonareo ny fo vato, ka homeko fo nofo ianareo.