Ezekiel 36:27 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny Fanahiko no hataoko ao anatinareo ka hahatonga anareo handeha araka ny lalànako sy hitandrina ny fitsipiko ka hanaraka azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hataoko ao anatinareo ny Fanahiko, ary hataoko manaraka ny fitsipiko ianareo, ka hitandrina ny didiko, sy hanaraka izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny Fanahiko mihitsy no hapetrako ao anatinareo, ka hataoko manaraka ny lalànako ianareo, ary hitandrina sy hanatanteraka ny fitsipiko.
Malagasy Bible 1865
Ary ny Fanahiko no hataoko ao anatinareo, ka hahatonga anareo handeha araka ny lalàko sy hitandrina ny fitsipiko ka hanaraka azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny Fanahiko no hataoko ao anatinareo ka hahatonga anareo handeha araka ny lalànako sy hitandrina ny fitsipiko ka hanaraka azy.
malagasy
Ary ny Fanahiko no hataoko ao anatinareo, ka hahatonga anareo handeha araka ny lalàko sy hitandrina ny fitsipiko ka hanaraka azy.