Ezekiel 36:28 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary honina any amin’ny tany izay nomeko ny razanareo ianareo; ho oloko ianareo ary Izaho ho Andriamanitrareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Honina eo amin’ny tany nomeko ny razanareo ianareo, dia ho vahoakako ianareo, ary Izaho ho Andriamanitrareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia honenanareo ny tany izay nomeko ny razanareo; ka ho vahoakako ianareo ary Izaho kosa ho Andriamanitrareo.
Malagasy Bible 1865
Ary honina any amin'ny tany izay nomeko ny razanareo ianareo, ka ho oloko ianareo, ary Izaho ho Andriamanitrareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary honina any amin’ny tany izay nomeko ny razanareo ianareo; ho oloko ianareo ary Izaho ho Andriamanitrareo.
malagasy
Ary honina any amin'ny tany izay nomeko ny razanareo ianareo, ka ho oloko ianareo, ary Izaho ho Andriamanitrareo.