Ezekiel 36:30 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hataoko vokatra koa ny voankazo sy ny vokatry ny saha mba tsy ho voalatsan’ny Jentilisa amin’ny mosary intsony ianareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hampitomboiko ny voankazo, mbamin’ny vokatry ny saha, mba tsy hitondranareo intsony latsa ama-mosary eo amin’ny firenena.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hataoko vokatra koa ny hazo fihinam-boa sy ny voly eny an-tsaha, ka tsy ho voalatsan’ny hafa firenena amin’ny mosary intsony ianareo.
Malagasy Bible 1865
ary hataoko vokatra koa ny voankazo sy ny vokatry ny saha, mba tsy ho voalatsan'ny jentilisa amin'ny mosary intsony ianareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hataoko vokatra koa ny voankazo sy ny vokatry ny saha mba tsy ho voalatsan’ny Jentilisa amin’ny mosary intsony ianareo.
malagasy
ary hataoko vokatra koa ny voankazo sy ny vokatry ny saha, mba tsy ho voalatsan'ny jentilisa amin'ny mosary intsony ianareo.