Ezekiel 36:31 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hotsarovanareo ny lalan-dratsinareo sy ny fanaonareo tsy mety, ka haharikoriko anareo ny tenanareo noho ny fahadisoanareo sy ny fahavetavetanareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hahatsiaro ny lalan-dratsinareo ianareo mbamin’ny asa tsy mety nataonareo, ka haharikoriko anareo ny tenanareo, noho ny hadisoanareo amam-pahavetavetanareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hotsaroanareo ny fitondrantena ratsy sy ny asa tsy mendrika nataonareo, ka hankaloiloy anareo ny helokareo sy ny zavatra maharikoriko vitanareo.
Malagasy Bible 1865
Dia hotsarovanareo ny lalan-dratsinareo sy ny fanao tsy metinareo, ka dia haharikoriko anareo ny tenanareo noho ny fahadisoanareo sy ny fahavetavetanareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hotsarovanareo ny lalan-dratsinareo sy ny fanaonareo tsy mety, ka haharikoriko anareo ny tenanareo noho ny fahadisoanareo sy ny fahavetavetanareo.
malagasy
Dia hotsarovanareo ny lalan-dratsinareo sy ny fanao tsy metinareo, ka dia haharikoriko anareo ny tenanareo noho ny fahadisoanareo sy ny fahavetavetanareo.