Ezekiel 36:33 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izao no lazain’NY TOMPO Andriamanitra: Amin’ny andro hanadiovako anareo ho afaka amin’ny helokareo rehetra dia hametrahako mponina ao amin’ny tanàna, ary haorina indray ny efa rava.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izao no lazain’ny Tompo Iaveh: Amin’ny andro hanadiovako anareo ho afaka amin’ny helokareo rehetra, dia haveriko ho amin’ny tanànany ny mponina ao aminy, ary ny efa rava haorina indray.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Izao no lazain’ny Tompo ANDRIANANAHARY: Rehefa voadioko ho afaka amin’ny helokareo rehetra ianareo, dia hamponeniko indray ao amin’ireo tanàna; ka haorina indray izay efa rava.
Malagasy Bible 1865
Izao no lazain'i Jehovah Tompo: Amin'ny andro hanadiovako anareo ho afaka amin'ny helokareo rehetra dia hametrahako mponina ao amin'ny tanana, ary haorina indray ny efa rava.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izao no lazain’NY TOMPO Andriamanitra: Amin’ny andro hanadiovako anareo ho afaka amin’ny helokareo rehetra dia hametrahako mponina ao amin’ny tanàna, ary haorina indray ny efa rava.
malagasy
Izao no lazain'i Jehovah Tompo: Amin'ny andro hanadiovako anareo ho afaka amin'ny helokareo rehetra dia hametrahako mponina ao amin'ny tanana, ary haorina indray ny efa rava.