Ezekiel 36:34 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hasaina ny tany efa lao fa tsy ho lao eo imason’ny mpandalo rehetra intsony izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny tany voarava, hasaina, izy izay efa tany lao teo imason’ny mpandalo rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hasaina indray ny tany lavavolo ka tsy hahita tany nilaozana intsony ny mpandalo.
Malagasy Bible 1865
Ary hasaina ny tany efa lao, fa tsy ho lao eo imason'ny mpandalo rehetra intsony izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hasaina ny tany efa lao fa tsy ho lao eo imason’ny mpandalo rehetra intsony izy.
malagasy
Ary hasaina ny tany efa lao, fa tsy ho lao eo imason'ny mpandalo rehetra intsony izy.