Ezekiel 36:35 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa holazainy hoe: Ity tany efa lao ity dia tonga tahaka ny saha Edena; ary ny tanàna efa foana sy lao dia misy mponina sady asiana manda;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Holazaina hoe: «Io tany io efa foana teo, nanjary hoatra ny sahan’i Edena, ary ny tanàna efa rava, lao, nirodana, efa misy mponina hoatra ny tanàna mimanda.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia holazainy hoe: ‹Nanjary toy ny zaridainan’i Hedèna ity ilay tany efa lavavolo. Ireo tanàna efa tonga korontam-bato sady foana sy rava dia voamboatra sy misy mponina indray.
Malagasy Bible 1865
Fa holazainy hoe: Ity tany efa lao ity dia tonga tahaka ny saha Edena; ary ny tanàna efa foana sy lao dia misy mponina sady asiana manda;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa holazainy hoe: Ity tany efa lao ity dia tonga tahaka ny saha Edena; ary ny tanàna efa foana sy lao dia misy mponina sady asiana manda;
malagasy