Ezekiel 36:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia izao no lazain’NY TOMPO Andriamanitra: Izaho efa nanangan-tanana ka niteny hoe: Marina tokoa fa ny firenena manodidina anareo no hitondra henatra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa noho izany, izao no lazain’ny Tompo Iaveh: Efa nanangan-tanana Aho! Ireo firenena manodidina anareo, dia hitondra latsa koa izy ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa Izaho Tompo ANDRIANANAHARY dia manambara sy mananga-tanana mianiana fa ireny firenena manodidina anareo ireny indray kosa no hovesaran-datsa.
Malagasy Bible 1865
Dia izao no lazain'i Jehovah Tompo: Izaho efa nanangan-tanana nanao hoe; Ny firenena manodidina anareo no hitondra henatra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia izao no lazain’NY TOMPO Andriamanitra: Izaho efa nanangan-tanana ka niteny hoe: Marina tokoa fa ny firenena manodidina anareo no hitondra henatra.
malagasy
Dia izao no lazain'i Jehovah Tompo: Izaho efa nanangan-tanana nanao hoe; Ny firenena manodidina anareo no hitondra henatra.