Ezekiel 36:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ianareo kosa, ry tendrombohitry ny Israely, dia hisandrahaka sy hahavokatra ho an’ny Israely oloko; fa efa antomotra ny hiavian’izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary ianareo kosa, ry tendrombohitr’i Israely, haniry ny rantsanareo, sy hahavokatra ny voanareo ho an’i Israely vahoakako; fa efa akaiky ny hiaviany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Amin’izay fotoana izay ny hazo eny an-tendrombohitr’i Israely dia handravina sy hamoa ho anareo, ry Israelita vahoakako; fa efa antomotra ny hiverenanareo any an-tanindrazanareo.
Malagasy Bible 1865
Fa ianareo kosa, ry tendrombohitry ny Isiraely, dia hisandrahaka sy hahavokatra ho an'ny Isiraely oloko; Fa efa antomotra ny hihavian'ireny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ianareo kosa, ry tendrombohitry ny Israely, dia hisandrahaka sy hahavokatra ho an’ny Israely oloko; fa efa antomotra ny hiavian’izany.
malagasy
Fa ianareo kosa, ry tendrombohitry ny Isiraely, dia hisandrahaka sy hahavokatra ho an'ny Isiraely oloko; Fa efa antomotra ny hihavian'ireny.