Ezekiel 36:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa indro, tamy manatona anareo Aho ka hanatrika anareo, dia hasaina sy hamafazana ianareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Indro Aho ho avy eo aminareo, sy hitodika ny tavako ho aminareo, ka dia hasaina sy hofafazana ianareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eny, hitodika aminareo Aho ka hanambina anareo, ary hahatonga ny taninareo ho voaasa sy ho voavoly indray.
Malagasy Bible 1865
Fa, indro, hitodika ho aminareo Aho ka hanatrika anareo; Dia hasaina sy hofafazana ianareo;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa indro, tamy manatona anareo Aho ka hanatrika anareo, dia hasaina sy hamafazana ianareo.
malagasy
Fa, indro, hitodika ho aminareo Aho ka hanatrika anareo; Dia hasaina sy hofafazana ianareo;