Ezekiel 37:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy Izy tamiko: Ry zanak’olona, ireto taolana ireto dia ny taranak’Israely rehetra; indreo izy miteny hoe: Maina ny taolanay, levona ny fanantenanay, fongotra izahay!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hoy Izy tamiko: «Ry zanak’olona, ireo taolana ireo, dia ny taranak’i Israely rehetra. Indreo izy ireo manao hoe: ‹Maina ny taolanay; levona ny fanantenanay, very izahay!›
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hoy indray ny Tompo tamiko: «Ry ilay taranak’olombelona, ireo taola-maina ireo dia sarin’ny vahoaka israelita rehetra. Fa hoy ny Israelita hoe: ‹Tahaka ny taola-maina izahay, levona ny fanantenanay, fongotra izahay.›
Malagasy Bible 1865
Dia hoy Izy tamiko: Ry zanak'olona, ireto taolana ireto dia ny taranak'Isiraely rehetra; indreo izy manao hoe: Maina ny taolanay, levona ny fanantenanay, fongotra izahay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy Izy tamiko: Ry zanak’olona, ireto taolana ireto dia ny taranak’Israely rehetra; indreo izy miteny hoe: Maina ny taolanay, levona ny fanantenanay, fongotra izahay!
malagasy
Dia hoy Izy tamiko: Ry zanak'olona, ireto taolana ireto dia ny taranak'Isiraely rehetra; indreo izy manao hoe: Maina ny taolanay, levona ny fanantenanay, fongotra izahay.