Ezekiel 37:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa maminania ka lazao aminy hoe: Izao no lazain’NY TOMPO Andriamanitra: Indro, ry oloko, Izaho no hanokatra ny fasanareo, ary hampiakariko avy amin’ny fasanareo ianareo ka ho entiko ho any amin’ny tanin’ny Israely;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa maminania, ary lazao aminy hoe: Izao no lazain’ny Tompo Iaveh: Indro aho hanokatra ny fasanareo, hampiakatra anareo avy ao am-pasanareo, ry vahoakako ô, ary hitondra anareo ho eo amin’ny tanin’i Israely.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Noho izany, ijoroy ny maha-mpaminany anao ka ambarao aminy fa izao no lazain’ny Tompo ANDRIANANAHARY: ‹Hosokafako ny fasanareo, ry vahoakako, ka hampiakariko avy any ianareo, ary haveriko ao Israely tanindrazanareo.
Malagasy Bible 1865
Koa maminania, ka ataovy aminy hoe: Izao no lazain'i Jehovah Tompo: Indro, ry oloko, Izaho no hanokatra ny fasanareo, ary hampiakariko avy amin'ny fasanareo ianareo, ka ho entiko ho any amin'ny tanin'ny Isiraely;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa maminania ka lazao aminy hoe: Izao no lazain’NY TOMPO Andriamanitra: Indro, ry oloko, Izaho no hanokatra ny fasanareo, ary hampiakariko avy amin’ny fasanareo ianareo ka ho entiko ho any amin’ny tanin’ny Israely;
malagasy