Ezekiel 37:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia ho fantatrareo fa Izaho no TOMPO, rehefa manokatra ny fasanareo Aho, ry oloko, ka mampiakatra anareo hiala amin’ny fasanareo!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary dia ho fantatrareo fa Iaveh Aho, rehefa voasokatra ny fasanareo, ary tafakatra avy ao am-pasanareo ianareo, ry vahoakako.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Amin’izay dia hoekenareo fa Izaho no TOMPO, rehefa voasokatro ny fasanareo, ry vahoakako, ka hampiakariko avy ao ianareo;
Malagasy Bible 1865
ka dia ho fantatrareo fa Izaho no Jehovah, raha manokatra ny fasanareo Aho, ry oloko, ka mampiakatra anareo hiala amin'ny fasanareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia ho fantatrareo fa Izaho no TOMPO, rehefa manokatra ny fasanareo Aho, ry oloko, ka mampiakatra anareo hiala amin’ny fasanareo!
malagasy
ka dia ho fantatrareo fa Izaho no Jehovah, raha manokatra ny fasanareo Aho, ry oloko, ka mampiakatra anareo hiala amin'ny fasanareo.