Ezekiel 37:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ampifanatony izy roa ho tonga tapa-kazo iray ihany, dia ho tafaray eny an-tananao izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ampifanatony izy roa, mba ho hazo iray ihany, ka ho iray ihany izy eny an-tananao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ampifanatony hifanohy ireo tapa-kazo anankiroa ireo mba hanjary tapa-kazo iray ihany eo an-tananao.
Malagasy Bible 1865
Ary ampifanatony izy roa ho tonga tapa-kazo iray ihany, dia ho iray eny an-tananao izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ampifanatony izy roa ho tonga tapa-kazo iray ihany, dia ho tafaray eny an-tananao izy.
malagasy
Ary ampifanatony izy roa ho tonga tapa-kazo iray ihany, dia ho iray eny an-tananao izy.