Ezekiel 37:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary raha miteny aminao ny zanaky ny firenenao hoe: Moa tsy hilaza izay hevitrao amin’izany va ianao?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary raha hiteny aminao ny zanaky ny firenenao, hanao hoe: «Tsy ho voasanao aminay va, izay ambaran’izany araka ny hevitrareo?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hangataka ny hanazavanao izany ireo mpiray firenena aminao;
Malagasy Bible 1865
Ary raha miteny aminao ny zanaky ny firenenao manao hoe: Moa tsy hilaza izay hevitrao amin'izany va ianao?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary raha miteny aminao ny zanaky ny firenenao hoe: Moa tsy hilaza izay hevitrao amin’izany va ianao?
malagasy
Ary raha miteny aminao ny zanaky ny firenenao manao hoe: Moa tsy hilaza izay hevitrao amin'izany va ianao?