Ezekiel 37:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nitondra ahy nandehandeha teny amin’ireo Izy; ary indreo, marobe ireo tao amin’ny lohasaha, ary indreo, maina dia maina ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nentiny nandeha teo akaikin’ireo manodidina azy aho. Be dia be izy ireo teo an-tampon’ity tany lemaka, sady maina dia maina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nentiny nandehandeha nanodidina an’ireo aho tao amin’izany lohasaha izany; ka indreo maro dia maro ny taolana sady maina tanteraka.
Malagasy Bible 1865
Ary nitondra ahy nandehandeha teny amin'ireo Izy; ary, indreo, betsaka dia betsaka teny amin'ny lohasaha ireo, ary, indreo, maina dia maina Ireo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nitondra ahy nandehandeha teny amin’ireo Izy; ary indreo, marobe ireo tao amin’ny lohasaha, ary indreo, maina dia maina ireo.
malagasy
Ary nitondra ahy nandehandeha teny amin'ireo Izy; ary, indreo, betsaka dia betsaka teny amin'ny lohasaha ireo, ary, indreo, maina dia maina Ireo.