Ezekiel 37:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny tapa-kazo izay hasianao soratra dia ho eny an-tananao, eo imasony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ho eny an-tananao, eo imasony, ireo hazo hosoratanao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Ary ianao, ry Ezekiela, dia hitazona tsara eny an-tananao ireo tapa-kazo izay nasianao soratra mba ho hitan’ny besinimaro.
Malagasy Bible 1865
Ary ny tapa-kazo izay hasianao soratra dia ho eny an-tananao eo imasony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny tapa-kazo izay hasianao soratra dia ho eny an-tananao, eo imasony.
malagasy
Ary ny tapa-kazo izay hasianao soratra dia ho eny an-tananao eo imasony.