Ezekiel 37:22 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hataoko firenena tokana any amin’ny tany izy, dia any amin’ny tendrombohitry ny Israely, ary mpanjaka iray ihany no ho mpanjakan’izy rehetra, ka tsy ho firenena roa intsony izy ary tsy hisaraka ho fanjakana roa intsony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hataoko firenena iray ihany eo amin’ny tany, eo ambonin’ny tendrombohitr’i Israely izy; mpanjaka iray ihany no hanjaka amin’izy rehetra; tsy ho firenena roa intsony izy, na tafasaraka ho fanjakana roa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ao no hamoriako anareo ho firenena iray eny an-tendrombohitr’i Israely. Ary mpanjaka iray ihany no hanjaka aminareo rehetra, ka tsy ho firenena roa intsony ianareo sady tsy hivaky ho fanjakana roa intsony.
Malagasy Bible 1865
ary hataoko ho firenena iray any amin'ny tany izy, dia any an-tendrombohitry ny Isiraely, ary mpanjaka iray ihany no ho mpanjakan'izy rehetra, ka tsy ho firenena roa intsony izy ary tsy hisaraka ho fanjakana roa intsony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hataoko firenena tokana any amin’ny tany izy, dia any amin’ny tendrombohitry ny Israely, ary mpanjaka iray ihany no ho mpanjakan’izy rehetra, ka tsy ho firenena roa intsony izy ary tsy hisaraka ho fanjakana roa intsony.
malagasy