Ezekiel 37:23 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy handoto tena amin’ny sampiny, na amin’ny fahavetavetany, na amin’ny fahadisoany intsony izy, fa hovonjeko ho afaka amin’ny fonenany rehetra izay nanotany izy, ary hodioviko izy ka ho oloko, ary Izaho ho Andriamaniny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy handoto tena intsony izy, na amin’ny sampiny vetaveta, na amin’ny fahavetavetany, na amin’ny hadisoany rehetra; hovonjeko ho afaka amin’ny fiodinany rehetra nanotany izy, ary hodioviko; izy ireo ho vahoakako, ary Izaho ho Andriamaniny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy handoto tena amin’ny fanompoan-tsampy intsony ianareo na amin’ny fanaovana zava-mahatsiravina na amin’ny fahadisoana hafa rehetra. Fa hafahako amin’ny fikomiana rehetra izay nanotanareo tamiko ianareo. Hodioviko ianareo, ka dia ho vahoakako ary Izaho ho Andriamanitrareo.
Malagasy Bible 1865
Ary tsy handoto tena amin'ny sampiny, na amin'ny fahavetavetany, na amin'ny fahadisoany intsony izy; fa hovonjeko ho afaka amin'ny fonenany rehetra izay nanotany izy, ary hodioviko izy, ka dia ho oloko, ary Izaho ho Andriamaniny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy handoto tena amin’ny sampiny, na amin’ny fahavetavetany, na amin’ny fahadisoany intsony izy, fa hovonjeko ho afaka amin’ny fonenany rehetra izay nanotany izy, ary hodioviko izy ka ho oloko, ary Izaho ho Andriamaniny.
malagasy