Ezekiel 37:24 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary i Davida mpanompoko no ho mpanjakany; ary hiray mpiandry izy rehetra dia handeha araka ny fitsipiko izy sady hitandrina ny lalànako sy hankatò izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Davida mpanompoko no ho mpanjakany; ary izy rehetra hiray mpiandry, hanaraka ny fitsipiko, hitandrina ny didiko, ary hanaraka izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
I Davida mpanompoko no ho mpanjakanareo ka izy irery ihany no ho mpiandry anareo rehetra. Dia hanaraka ny fitsipiko ianareo sady hitandrina ny lalànako sy hanatanteraka ireny.
Malagasy Bible 1865
Ary Davida Mpanompoko no ho Mpanjakany; ary hiray Mpiandry izy rehetra, dia handeha araka ny fitsipiko izy sady hitandrina ny lalàko sy hankatò izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary i Davida mpanompoko no ho mpanjakany; ary hiray mpiandry izy rehetra dia handeha araka ny fitsipiko izy sady hitandrina ny lalànako sy hankatò izany.
malagasy
Ary Davida Mpanompoko no ho Mpanjakany; ary hiray Mpiandry izy rehetra, dia handeha araka ny fitsipiko izy sady hitandrina ny lalàko sy hankatò izany.