Ezekiel 37:28 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia ho fantatry ny Jentilisa fa Izaho TOMPO no manamasina ny Israely, rehefa eo aminy mandrakizay ny fitoerako masina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia ho fantatry ny firenena fa Iaveh Aho manamasina an’i Israely, rehefa ho eo aminy mandrakizay ny fitoerako masina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Amin’izay dia hoeken’ireo hafa firenena fa Izaho no TOMPO, Izay manokana an’i Israely hanompo Ahy rehefa tafaorina eo anivonareo mandrakizay ny tempoliko.»
Malagasy Bible 1865
Ka dia ho fantatry ny jentilisa fa Izaho Jehovah no manamasina ny Isiraely amin'ny isian'ny fitoerako masina eo aminy mandrakizay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia ho fantatry ny Jentilisa fa Izaho TOMPO no manamasina ny Israely, rehefa eo aminy mandrakizay ny fitoerako masina.
malagasy
Ka dia ho fantatry ny jentilisa fa Izaho Jehovah no manamasina ny Isiraely amin'ny isian'ny fitoerako masina eo aminy mandrakizay.