Ezekiel 37:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy indray Izy tamiko: Maminania amin’ireto taolana ireto ka lazao aminy hoe: Ry taola-maina, mihainoa ny tenin’NY TOMPO!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy Izy tamiko: «Aminanio ireo taolana ireo, ka ataovy aminy hoe: Ry taola-maina, mihainoa ny tenin’i Iaveh!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hoy indray Izy tamiko: –Ijoroy ny maha- mpaminany anao manoloana ireo taola-maina ireo ka mitenena aminy hoe: «Ry taola-maina, mihainoa ny tenin’ny TOMPO ianareo!
Malagasy Bible 1865
Dia hoy indray Izy tamiko: Maminania amin'ireto taolana ireto, ka ataovy aminy hoe: Ry taola-maina, mihainoa ny tenin'i Jehovah!
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy indray Izy tamiko: Maminania amin’ireto taolana ireto ka lazao aminy hoe: Ry taola-maina, mihainoa ny tenin’NY TOMPO!
malagasy
Dia hoy indray Izy tamiko: Maminania amin'ireto taolana ireto, ka ataovy aminy hoe: Ry taola-maina, mihainoa ny tenin'i Jehovah!