Ezekiel 37:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izao no lazain’NY TOMPO Andriamanitra amin’ireto taolana ireto: Indro, hasiako fofonaina ianareo dia ho velona;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izao no lazain’ny Tompo Iaveh amin’ireto taolana ireto: Indro hampiditra fanahy ao aminareo Aho, dia ho velona ianareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izao no lazain’ny Tompo ANDRIANANAHARY aminareo: Hasiako fofonaina indray ianareo, dia ho velona.
Malagasy Bible 1865
Izao no lazain'i Jehovah Tompo amin'ireto taolana ireto: Indro, hasiako fofonaina ianareo ka ho velona;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izao no lazain’NY TOMPO Andriamanitra amin’ireto taolana ireto: Indro, hasiako fofonaina ianareo dia ho velona;
malagasy
Izao no lazain'i Jehovah Tompo amin'ireto taolana ireto: Indro, hasiako fofonaina ianareo ka ho velona;