Ezekiel 37:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia naminany aho araka izay efa nandidiana ahy, ary raha mbola naminany aho dia injany nisy feo! Ary indreo nihetsiketsika sady nifanatonatona ny taolana, samy nanatona ny taolana namany avy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia naminany araka ny teny azoko aho; ka nony naminany, dia nisy feo re, dia injay zavatra mitatatata; dia nifanatona ireo taolana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nilaza ny hafatra araka izay nandidian’ny Tompo ahy aho. Fa raha mbola nampita ilay hafatra aho, dia nisy feon-javatra nifanaretsaka: nihetsiketsika sady nifanatonkatona ny taolana, samy nanatona ny taolana namany avy.
Malagasy Bible 1865
Dia naminany aho araka izay efa nandidiana ahy, ary nony efa naminany aho. dia injany! nisy feo, ary, indreo, nihetsiketsika sady nifanatonatona ny taolana, samy nanatona ny taolana namany avy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia naminany aho araka izay efa nandidiana ahy, ary raha mbola naminany aho dia injany nisy feo! Ary indreo nihetsiketsika sady nifanatonatona ny taolana, samy nanatona ny taolana namany avy.
malagasy
Dia naminany aho araka izay efa nandidiana ahy, ary nony efa naminany aho. dia injany! nisy feo, ary, indreo, nihetsiketsika sady nifanatonatona ny taolana, samy nanatona ny taolana namany avy.