Ezekiel 37:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hitako fa indro, nisy hozatra sy nofo teo aminy, ary nisarona hoditra izy nefa tsy mbola nisy fofonaina tao aminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nojereko ka indro fa nisy hozatra ama-nofo naniry teo ambonin’ireo ary nisy hoditra nivelatra teo ambonin’ireo; saingy tsy mbola nisy fanahy teo aminy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hitako naniry hozatra sy nofo sady nisarona hoditra izy, nefa tsy mbola nisy fofonaina tao aminy.
Malagasy Bible 1865
Ary hitako fa, indro, naniry ny ozatra sy ny nofo, ary nisarona hoditra izy, nefa tsy mbola nisy fofonaina tao aminy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hitako fa indro, nisy hozatra sy nofo teo aminy, ary nisarona hoditra izy nefa tsy mbola nisy fofonaina tao aminy.
malagasy
Ary hitako fa, indro, naniry ny ozatra sy ny nofo, ary nisarona hoditra izy, nefa tsy mbola nisy fofonaina tao aminy.