Ezekiel 38:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izao no lazain’NY TOMPO Andriamanitra: Amin’izany andro izany dia hisy eritreritra hiditra ao an-tsainao, ary hamorona hevi-dratsy ianao
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izao no lazain’ny Tompo Iaveh: Amin’izany andro izany, hisy hevitra hitranga ao am-ponao, ka hamoron-tsain-dratsy ianao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Izao no lazain’ny Tompo ANDRIANANAHARY: Amin’izany andro izany dia hisy hevitra maro ho tonga ao an-tsainao ka hamorona teti-dratsy ianao.
Malagasy Bible 1865
Izao no lazain'i Jehovah Tompo: Amin'izany andro izany dia hisy eritreritra hiditra ao an-tsainao, ary hamoron-kevi-dratsy ianao
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izao no lazain’NY TOMPO Andriamanitra: Amin’izany andro izany dia hisy eritreritra hiditra ao an-tsainao, ary hamorona hevi-dratsy ianao
malagasy
Izao no lazain'i Jehovah Tompo: Amin'izany andro izany dia hisy eritreritra hiditra ao an-tsainao, ary hamoron-kevi-dratsy ianao