Ezekiel 38:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
mba hamabo sy handroba ary hamely indray izay efa rava, saingy vao misy mponina ankehitriny izao, ary ny firenena izay nangonina avy tany amin’ny Jentilisa sady nihary omby sy fananana, dia ireo mitoetra ao amin’ny foiben’ny tany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia handeha ianao mba handroba, hanangona babo, hamely ny tanàna efa rava saingy ankehitriny efa misy mponina, dia firenena nangonina avy any amin’ny firenena, izay miompy biby sy efa mihary fananana, ary monina eo afovoan’ny tany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hankao ianao mba handroba sy handravarava ary hamely ireo tanàna izay efa rava taloha saingy onenana indray ankehitriny; hankao ianao hamely vahoaka iray nangonina avy any amin’ny firenen-kafa, ka nihary biby fiompy sy fananana indray, ary monina eo amin’ny foiben’izao tontolo izao.
Malagasy Bible 1865
mba hamabo sy handroba ary hamely indray izay efa rava, saingy vao misy mponina ankehitriny izao, ary ny firenena izay nangonina avy tany amin'ny jentilisa sady nihary omby sy fananana, dia ireo mitoetra ao amin'ny foiben'ny tany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
mba hamabo sy handroba ary hamely indray izay efa rava, saingy vao misy mponina ankehitriny izao, ary ny firenena izay nangonina avy tany amin’ny Jentilisa* sady nihary omby sy fananana, dia ireo mitoetra ao amin’ny foiben’ny tany.
malagasy
mba hamabo sy handroba ary hamely indray izay efa rava, saingy vao misy mponina ankehitriny izao, ary ny firenena izay nangonina avy tany amin'ny jentilisa sady nihary omby sy fananana, dia ireo mitoetra ao amin'ny foiben'ny tany.