Ezekiel 38:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa maminania, ry zanak’olona, ka lazao amin’i Goga hoe: Izao no lazain’NY TOMPO Andriamanitra: Amin’izany andro hitoeran’ny Israely oloko mandry fehizay izany, moa tsy ho fantatrao va izany?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa maminania, ry zanak’olona, ka lazao amin’i Goga hoe: Izao no lazain’ny Tompo Iaveh: Tsy izao va? Amin’izany andro izany, rehefa mandry feizay ny vahoakako,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Koa ijoroy ny maha- mpaminany anao, ry ilay taranak’olombelona, ary ambarao amin’i Gôga fa izao no lazain’ny Tompo ANDRIANANAHARY: Amin’ny andro hiainan’i Israely vahoakako am-pilaminana no hiainganao;
Malagasy Bible 1865
Koa maminania, ry zanak'olona, ka ataovy amin'i Goga hoe: Izao no lazain'i Jehovah Tompo: Moa amin'izany andro hitoeran'ny Isiraely oloko mandry fahizay izany dia tsy ho fantatrao va izany?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa maminania, ry zanak’olona, ka lazao amin’i Goga hoe: Izao no lazain’NY TOMPO Andriamanitra: Amin’izany andro hitoeran’ny Israely oloko mandry fehizay izany, moa tsy ho fantatrao va izany?
malagasy
Koa maminania, ry zanak'olona, ka ataovy amin'i Goga hoe: Izao no lazain'i Jehovah Tompo: Moa amin'izany andro hitoeran'ny Isiraely oloko mandry fahizay izany dia tsy ho fantatrao va izany?