Ezekiel 38:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ho tonga avy any amin’ny fonenanao avy any amin’ny farany avaratra ianao mbamin’ny firenena maro miaraka aminao, izay samy mitaingin-tsoavaly, dia olona maro be sy miaramila betsaka;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia hahalala izany ianao, ka ho tonga avy any amin’ny taninao, avy any amin’ny farany avaratra, ianao sy ireo firenena maro miaraka aminao, samy an-tsoavaly avokoa, miaramila betsaka, tafika mahery.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary ho tonga avy any amin’ny taninao any am-parany avaratra ianao, arahin’ny miaramila avy amin’ny firenena maro; samy mitaingin-tsoavaly avokoa ianareo ka mivondrona ho tafika goavana sy mahery.
Malagasy Bible 1865
Ary ho tonga avy any amin'ny fonenanao avy any amin'ny farany avaratra ianao mbamin'ny firenena maro miaraka aminao, izay samy mitaingin-tsoavaly, dia olona maro be sy miaramila betsaka;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ho tonga avy any amin’ny fonenanao avy any amin’ny farany avaratra ianao mbamin’ny firenena maro miaraka aminao, izay samy mitaingin-tsoavaly, dia olona maro be sy miaramila betsaka;
malagasy
Ary ho tonga avy any amin'ny fonenanao avy any amin'ny farany avaratra ianao mbamin'ny firenena maro miaraka aminao, izay samy mitaingin-tsoavaly, dia olona maro be sy miaramila betsaka;