Ezekiel 38:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Amin’izany andro izany, dia ny andro hiavian’i Goga hamely ny tanin’ny Israely, hoy NY TOMPO Andriamanitra, dia hiefonefona eo am-bavoroko ny fahatezerako.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary izao no hitranga amin’izany andro izany, dia amin’ny andro hiakaran’i Goga amin’ny tanin’i Israely; - teny marin’ny Tompo Iaveh, - hiefonefona eo am-bavoroko ny fahatezerako,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nefa amin’ny andro izay hamelezanao tokoa an’i Israely, ry Gôga, dia ho romotry ny hatezerana Aho; teny hentitra avy amiko Tompo ANDRIANANAHARY izany.
Malagasy Bible 1865
Ary amin'izany andro izany, dia ny andro hihavian'i Goga hamely ny tanin'ny Isiraely, hoy Jehovah Tompo, dia hiefona eo am-bavoroko ny fahatezerako.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Amin’izany andro izany, dia ny andro hiavian’i Goga hamely ny tanin’ny Israely, hoy NY TOMPO Andriamanitra, dia hiefonefona eo am-bavoroko ny fahatezerako.
malagasy
Ary amin'izany andro izany, dia ny andro hihavian'i Goga hamely ny tanin'ny Isiraely, hoy Jehovah Tompo, dia hiefona eo am-bavoroko ny fahatezerako.