Ezekiel 38:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa amin’ny fahasaro-piaroko sy ny afon’ny fahatezerako no nitenenako hoe: Amin’izany andro izany dia hisy horohoron-tany mafy any amin’ny tanin’ny Israely
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary noho ny fahasaro-piaroko amam-pirehitry ny fahatezerako - teniko izany, - amin’izany andro izany, dia hisy horohoron-tany mafy eo amin’ny tanin’i Israely.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Noho ny fahasaro-piaroko sy ny fahatezerako mirehitra dia mianiana Aho fa amin’izay andro izay dia hisy horohoron-tany mahatsiravina hamely ny tanin’i Israely.
Malagasy Bible 1865
Fa amin'ny fahasaro-piaroko sy ny afon'ny fahatezerako no nitenenako hoe: Amin'izany andro izany dia hisy horohoro mafy any amin'ny tanin'ny Isiraely,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa amin’ny fahasaro-piaroko sy ny afon’ny fahatezerako no nitenenako hoe: Amin’izany andro izany dia hisy horohoron-tany mafy any amin’ny tanin’ny Israely
malagasy
Fa amin'ny fahasaro-piaroko sy ny afon'ny fahatezerako no nitenenako hoe: Amin'izany andro izany dia hisy horohoro mafy any amin'ny tanin'ny Isiraely,