Ezekiel 38:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ry zanak’olona, manandrifia an’i Goga avy any amin’ny tany Magoga, izay mpanjakan’i Rosy sy i Meseka ary i Tobala, ary maminania ny hamelezana azy
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ry zanak’olona, atodiho mankany Goga ny tavanao, any amin’ny tany Magôga, izay mpanapaka ambony any Mosòka sy Tobala, ary maminania ny aminy, ka ataovy hoe:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Ry ilay taranak’olombelona, mitodiha manandrify an’i Gôga, filoha faratampon’ny vahoakan’i Mesèka sy i Tobala, any amin’ny tanin’i Magôga, ka ijoroy ny maha-mpaminany anao manoloana azy.
Malagasy Bible 1865
Ry zanak'olona, manandrifia an'i Goga avy any amin'ny tany Magoga, izay mpanjakan'i Rosy sy Meseka ary Tobala, ary maminania ny hamelezana azy,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ry zanak’olona*, manandrifia an’i Goga avy any amin’ny tany Magoga, izay mpanjakan’i Rosy sy i Meseka ary i Tobala, ary maminania ny hamelezana azy
malagasy
Ry zanak'olona, manandrifia an'i Goga avy any amin'ny tany Magoga, izay mpanjakan'i Rosy sy Meseka ary Tobala, ary maminania ny hamelezana azy,