Ezekiel 38:21 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hiantso sabatra hamely azy eny amin’ny tendrombohitro rehetra Aho, hoy NY TOMPO Andriamanitra. Hifamely sabatra amin’ny namany avy izy rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hiantso sabatra hamely azy eny amin’ny tendrombohitra rehetra eny Aho, - teny marin’ny Tompo Iaveh, - ka samy hamotitra ny sabany hamely ny rahalahiny avy izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary ianao dia hampihorohoroiko amin’ny fomba maro; teny hentitra avy amiko Tompo ANDRIANANAHARY izany. Hifamono ny miaramilanao.
Malagasy Bible 1865
Dia hiantso sabatra Aho hamely azy eny amin'ny tendrombohitro rehetra, hoy Jehovah Tompo: ary hifamely sabatra amin'ny namany avy izy rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hiantso sabatra hamely azy eny amin’ny tendrombohitro rehetra Aho, hoy NY TOMPO Andriamanitra. Hifamely sabatra amin’ny namany avy izy rehetra.
malagasy
Dia hiantso sabatra Aho hamely azy eny amin'ny tendrombohitro rehetra, hoy Jehovah Tompo: ary hifamely sabatra amin'ny namany avy izy rehetra.