Ezekiel 38:22 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hamaly azy amin’ny areti-mandringana, ny ra, ny ranonorana manafotra ary ny havandra vaventy Aho; ary koa, handatsaka afo sy solifara aminy sy amin’ny miaramilany mbamin’ny firenena maro izay miaraka aminy Aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hanao fitsarana azy Aho amin’ny pesta, sy ny ra; handatsaka ranonorana manafotra aman-kavandra vato, afo aman-tsolifara hihatra aminy sy amin’ny miaramilany, ary amin’ny firenena maro hiaraka aminy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hofaiziko amin’ny areti-mifindra sy amin’ny fandringanana ianao. Harotsako aminao sy amin’ny tafikao ary amin’ireo firenena maro mpomba anao ny oram-be mivatravatra sy ny havandra arahina solifara mivaivay.
Malagasy Bible 1865
Ary hamaly azy amin'ny areti-mandringana sy ny rà sy ny ranon'orana manafotra ary ny havandra vaventy Aho; ary koa, handatsaka afo sy solifara aminy sy amin'ny miaramilany mbamin'ny firenena maro izay miaraka aminy Aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hamaly azy amin’ny areti-mandringana, ny ra, ny ranonorana manafotra ary ny havandra vaventy Aho; ary koa, handatsaka afo sy solifara aminy sy amin’ny miaramilany mbamin’ny firenena maro izay miaraka aminy Aho.
malagasy
Ary hamaly azy amin'ny areti-mandringana sy ny rà sy ny ranon'orana manafotra ary ny havandra vaventy Aho; ary koa, handatsaka afo sy solifara aminy sy amin'ny miaramilany mbamin'ny firenena maro izay miaraka aminy Aho.[Heb. hifandahatra aminy]Ka dia hasehoko ny fihalehibiazako sy ny fahamasinako; ary ho fantatra eo imason'ny firenena maro Aho: ka dia ho fantany fa Izaho no Jehovah.