Ezekiel 38:23 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hasehoko ny fahalehibiazako sy ny fahamasinako, ary ho fantatra eo imason’ny firenena maro Aho; dia ho fantany fa Izaho no TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hiseho ho lehibe sy masina Aho, ary hampahanfantatra ny Tenako eo imason’ny firenena maro, ka ho fantatr’izy ireo fa Iaveh Aho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Toy izany no hanehoako eo imason’ny firenen-kafa marobe fa Izaho dia Andriamanitra lehibe sady masina; amin’izay dia hoeken’ireo fa Izaho no TOMPO.
Malagasy Bible 1865
Ka dia hasehoko ny fihalehibiazako sy ny fahamasinako; ary ho fantatra eo imason'ny firenena maro Aho: ka dia ho fantany fa Izaho no Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hasehoko ny fahalehibiazako sy ny fahamasinako, ary ho fantatra eo imason’ny firenena maro Aho; dia ho fantany fa Izaho no TOMPO.
malagasy
Ka dia hasehoko ny fihalehibiazako sy ny fahamasinako; ary ho fantatra eo imason'ny firenena maro Aho: ka dia ho fantany fa Izaho no Jehovah.