Ezekiel 38:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ka lazao hoe: Izao no lazain’NY TOMPO Andriamanitra: Indro, avy hamely anao Aho, ry Goga, mpanjakan’i Rosy sy i Meseka ary i Tobala.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izao no lazain’ny Tompo Iaveh: Indro avy Aho ho any aminao, ry Goga, mpanapaka ambony any Mosòka sy Tobala.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ambarao aminy fa izao no lazain’ny Tompo ANDRIANANAHARY: Hirotsaka an-tsehatra hamely anao Aho, ry Gôga filoha faratampon’ny vahoakan’i Mesèka sy i Tobala.
Malagasy Bible 1865
ka ataovy hoe: Izao no lazain'i Jehovah Tompo: Indro, avy hamely anao Aho, ry Goga, mpanjakan'i Rosy sy Meseka ary Tobala.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ka lazao hoe: Izao no lazain’NY TOMPO Andriamanitra: Indro, avy hamely anao Aho, ry Goga, mpanjakan’i Rosy sy i Meseka ary i Tobala.
malagasy
ka ataovy hoe: Izao no lazain'i Jehovah Tompo: Indro, avy hamely anao Aho, ry Goga, mpanjakan'i Rosy sy Meseka ary Tobala.