Ezekiel 38:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
miaraka aminy ny Persiana, i Kosy ary i Pota, samy mitondra ampinga lehibe sy fiarovan-doha avokoa,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny Persa sy ny Etiôpianina ary ny Libianina hiaraka aminy, samy manana ampinga be amam-piarovan-doha avokoa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hiaraka aminao ny miaramilan’i Persia sy i Etiôpia ary i Poto, samy mirongo ampinga sy fiarovan-doha avokoa;
Malagasy Bible 1865
miaraka aminy ny Persiana sy ny Etiopiana ary ny Libyana, samy mitondra ampinga lehibe sy fiarovan-doha avokoa,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
miaraka aminy ny Persiana, i Kosy ary i Pota, samy mitondra ampinga lehibe sy fiarovan-doha avokoa,
malagasy
miaraka aminy ny Persiana sy ny Etiopiana ary ny Libyana, samy mitondra ampinga lehibe sy fiarovan-doha avokoa,[Heb. Pota]