Ezekiel 38:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
i Gomera koa mbamin’ny miaramilany rehetra, ny taranak’i Togarma avy any amin’ny farany avaratra mbamin’ny miaramilany rehetra, dia firenena maro izay miaraka aminao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Gômera sy ny antoko-miaramilany rehetra, ny taranak’i Tôgôrmà avy any amin’ny faritany avaratra, sy ny antoko-miaramilany rehetra; vahoaka maro be dia be hiaraka aminao avokoa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
toy izany koa ny antoko miaramila rehetra avy any Gômera sy avy any Bety-Tôgarmà any am-parany avaratra mbamin’ny vatan-dehilahy avy amin’ny firenena maro hafa.
Malagasy Bible 1865
Gomera koa mbamin'ny miaramilany rehetra, ny taranak'i Togarma avy any amin'ny farany avaratra mbamin'ny miaramilany rehetra, dia firenena maro izay miaraka aminao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
i Gomera koa mbamin’ny miaramilany rehetra, ny taranak’i Togarma avy any amin’ny farany avaratra mbamin’ny miaramilany rehetra, dia firenena maro izay miaraka aminao.
malagasy
Gomera koa mbamin'ny miaramilany rehetra, ny taranak'i Togarma avy any amin'ny farany avaratra mbamin'ny miaramilany rehetra, dia firenena maro izay miaraka aminao.