Ezekiel 38:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Miomàna ka mitaova tsara ianao, eny, ianao sy ireo mpomba anao izay efa mivory ao aminao, ary aoka ianao no ho mpiaro azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aoka ho voaomana ianao, ataovy ny fitaovanao, dia ianao sy ny vahoaka be rehetra, tafavory manodidina anao; ary ianao no aoka ho lehibeny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ry Gôga, miomàna ary mivonòna ianao sy ireo vahoaka rehetra voaangonao ho eo ambany fifehezanao.
Malagasy Bible 1865
Miomana, ka mitaova tsara ianao, eny, ianao sy ireo momba anao izay efa mivory ao aminao, ary aoka ianao no ho mpitarika azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Miomàna ka mitaova tsara ianao, eny, ianao sy ireo mpomba anao izay efa mivory ao aminao, ary aoka ianao no ho mpiaro azy.
malagasy
Miomana, ka mitaova tsara ianao, eny, ianao sy ireo momba anao izay efa mivory ao aminao, ary aoka ianao no ho mpitarika azy.[Na: mpitandrina]