Ezekiel 38:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Eny, hiakatra ianao, ary ho tahaka ny fiavin’ny rivo-doza no hiavianao, ho tahaka ny rahona hanarona ny tany, dia ianao sy ny miaramilanao rehetra mbamin’ny firenena maro izay miaraka aminao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hiakatra ianao, ka ho avy toy ny rivo-doza, hanahaka ny rahona hanarona ny tany, ianao mbamin’ny antoko-miaramilanao rehetra, ary ny firenena maro miaraka aminao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa ianao sy ireo antoko miaramilanao ary ireo firenena maro momba anao no hanafika azy, ka ho tonga eo aminy tahaka ny fiavian’ny rambon-danitra ary handrakotra ny taniny toy ny andian-drahona matevina.
Malagasy Bible 1865
Eny, hiakatra ianao, ary ho tahaka ny fihavin'ny rivo-doza no hihavianao, ka ho tahaka ny rahona hanarona ny tany dia ianao sy ny miaramilanao rehetra mbamin'ny firenena maro izay miaraka aminao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Eny, hiakatra ianao, ary ho tahaka ny fiavin’ny rivo-doza no hiavianao, ho tahaka ny rahona hanarona ny tany, dia ianao sy ny miaramilanao rehetra mbamin’ny firenena maro izay miaraka aminao.
malagasy
Eny, hiakatra ianao, ary ho tahaka ny fihavin'ny rivo-doza no hihavianao, ka ho tahaka ny rahona hanarona ny tany dia ianao sy ny miaramilanao rehetra mbamin'ny firenena maro izay miaraka aminao.