Ezekiel 39:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa tsy haka kitay hazo any an-tsaha na hanapaka hazo any an’ala izy, fa hitaina ny fiadiana ka hamabo izay efa namabo azy sy handroba izay efa nandroba azy, hoy NY TOMPO Andriamanitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy hitondra kitay hazo avy any an-tsaha intsony izy ireo, na hikapa hazo any an’ala, fa ny fiadiana no hatainy; hamabo an’izay namabo azy izy; ary handroba an’izay nandroba azy, - teny marin’ny Tompo Iaveh. -
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy handeha hanangon-kitay any an-tsaha akory ny olona na hikapa hazo any an’ala, fa ireo fiadiana ireo no hataony kitay eo. Hamabo sy handroba ireo efa namabo sy nandroba azy izy; teny hentitra avy amiko Tompo ANDRIANANAHARY izany.
Malagasy Bible 1865
fa tsy haka kitay hazo any an-tsaha na hanapaka hazo any an'ala izy, fa hitaina ny fiadiana ka hamabo izay efa namabo azy sy handroba izay efa nandroba azy, hoy Jehovah Tompo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa tsy haka kitay hazo any an-tsaha na hanapaka hazo any an’ala izy, fa hitaina ny fiadiana ka hamabo izay efa namabo azy sy handroba izay efa nandroba azy, hoy NY TOMPO Andriamanitra.
malagasy
fa tsy haka kitay hazo any an-tsaha na hanapaka hazo any an'ala izy, fa hitaina ny fiadiana ka hamabo izay efa namabo azy sy handroba izay efa nandroba azy, hoy Jehovah Tompo.