Ezekiel 39:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fito volana mipaka no handevenan’ny taranak’Israely azy, hanadiovany ny tany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Handevina azy ireo ny taranak’i Israely, mba hanadiovany ny tany, mandritra ny fito volana mipaka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Haharitra fito volana no handevenan’ny Israelita azy rehetra sy hanadiovany ny taniny.
Malagasy Bible 1865
Ary fito volana mipaka no handevenan'ny taranak'Isirady azy, hanadiovany ny tany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fito volana mipaka no handevenan’ny taranak’Israely azy, hanadiovany ny tany.
malagasy
Ary fito volana mipaka no handevenan'ny taranak'Isirady azy, hanadiovany ny tany.